Taxi Ville & Garagiste
ONG STUDIO SIFAKA
Randburg, West JohannesburgOn-siteFull-time
Tsy azo atao hoe ahafahana mivelona ny asana mpitondra fiara karetsaka eto an-drenivohitra. Etsy andaniny, misy ihany koa ny fifaninana tsy ara-dalàna ataon’ireo Taxi moto sy ireo taxi tsy manana alàlana, na ny « clandestin ». Azo atao anefa ny mampivady ny fitondrana taxi amin’ny asa hafa, toy ny miasa birao sns. Nisafidy ny hanao Garagiste kosa i Mika, noho ny tsy fahampiana teo anivon’ny tokantranon’ny ray aman-dreniny, fa ihany koa natosiky ny fankafizana ny fikirakirana mekanika. Aminy, az…